|
|
|
|

Entry1  Kintana mamony
Part of speech  2  name (poem title) [Full list]
Elementary words  3  kintana, mamony
Vocabulary  4  Literature: poems
Author  5  Razakandraina Jean Verdi Salomon
Full text 
6  Indro indray ianao, ry lanitra, 7  ngalingaly ery fa tony. 8  Satrinay hanentona hanitra 9  'reto kintana mamony!
10  Fa baliaka dia baliaka, 11  mipendrampendrana aok'izany, 12  toa manantsika , sariaka, 13  saingy lavitra ny tany.
14  Ireo e ny voninkazo 15  nofinay ka ho azo, 16  fa dia eny no andrandraina !
17  tsy hanintsana doria! 18  Moa ny masonay tia, 19  raha hahirina hangaina ?

Updated on 2025/05/06